Entrée (1/2) | 1 sokina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] sokona |
Entrée (2/2) | 4 sokina |
Partie du discours | 5 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
14 [1.1] Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. |
Explications en anglais |
15 [5.en.https://www.tenrec.org] greater hedgehog tenrec (Setifer setosus) |
Explications en français |
16 [1.54, 1.8] hérisson 17 [1.8] tenrec 18 [5.fr.https://www.tenrec.org] grand tenrec hérisson |
Explications en allemand |
19 [5.de.https://www.tenrec.org] Großer Igeltanrek |
Exemples |
20 [2.895#90] sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa. 21 [2.588#] Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina. 22 [2.643#37] Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa. |
Vocabulaire |
23 Zoologie: mammifères |
Nom scientifique |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot sokina |
Article |
26 Randzavola: sokina ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 27 akosin, ankôsy, isokan, kinaso, kosina, nakiso, nakosi, nasiko, nasoki, nisako, nisoka, sinoka, siokan, sokany, sokina |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |