|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sokona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo fisaka fantsihana amin' ny tavan' ny tafon-trano mba hiarovana azy, hatreny amin' ny tapenaka ka hatrety ambany.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 sokina |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 6 kosona, 7 sokona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|