|
|
|
|

Entrée1  siramanta
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  sira, manta
Explications en malgache  4  [1.1] Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka
Fanasina
Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy
Synonymes  5  sira, siravato

Anagrammes  6 manaratsy, 7 mañatsary, 8 manatsira, 9 manisatra, 10 maratsañy, 11 matsiraña, 12 misantara, 13 misatrana, 14 siramanta

Mis à jour le 2025/09/12