Entrée siravato (sira, vato)
Partie du discours nom
Définition malgache Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siravato ny laoka
¶ Fanasina
¶ Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siravato loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [Rajemisa 1985]
Synonymes sira ~ siramanta

Mis à jour le 2009/04/27