Entrée (1/2) | 1 singa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1] |
Exemples |
4 ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao
[4.27#]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 7 7 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/2) | 8 singa |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en français |
10 élément [1.13] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 12 7 combinaisons de ce mot |
Anagrammes | 13 sangy, 14 singa |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |