|
|
|
|

Teny iditra1  kasinga
Fototeny  2 singa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 élément. [1.13]
Ohatra  5  Ny tany no isan' ny kasinga amin' izany. [4.27#]
6  Alamiko ho fehezanteny ireo kasinga nakorontana ary adikako avy eo. [2.445#]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 kasinga, 9 kisanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09