|
|
|
|

Entrée1  sendra
Partie du discours  2  adjectif ou adverbe
Dérivés 
3  Verbes relatifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  13  [1.1] tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo
mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho
Explications en anglais  14  [1.2#596] incidental, occurring accidentally, happenning
15  [1.7] occuring by chance
Explications en français  16  [1.3#598] par hasard, accidentellement, au moment où
17  [1.3] qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché)
18  [1.8] qui arrive ou se passe par hasard
Exemples  19  [2.528#] Aza mba sendra izay vehivavy!
20  [1.281#] Nitady toko aho ka sendra vato.
21  [2.59#] sendra narary aho tamy ny izao.
Synonymes  22  sendrasendra
Analogues  23  tojo, sehatra, tohatra

Anagrammes  24  sandré, sendra

Mis à jour le 2025/08/10