|
|
|
|

Teny iditra1  saro-diasana
Singan-teny  2 sarotra, 3 diasana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manahirana ny mandimby azy satria nahay ny asany loatra izy ka sao tsy mahatoraka azy izay misolo azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu'on remplace difficilement ; se dit de quelqu'un de très habile qu’il est difficile d'égaler et de remplacer [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12