|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  diasana
Fototeny  2 dimby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 jereo dimbasana [1.1#168]
Fanazavàna teny anglisy  5 (verb, passive, irregular) same as dimbasana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on remplace [1.3#99]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 saro-diasana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  diasana
Fototeny  14 diñy
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  16 to be attended to or endured patiently [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  21 dinasana

Fivaditsoratra  22 dian' asa, diasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09