Entrée (1/2) | 1 sakana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1] |
Explications en anglais |
4 something placed crosswise, a barrier [1.7] |
Explications en français |
5 ce qu'on met de travers, barrière [1.8] |
Exemples |
6 Mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445#]
7 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#] 8 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 36 7 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 37 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 38 sakana |
Partie du discours | 39 nom |
Explications en malgache |
40 tataom-baravarana [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 41 ankasa, 42 sakana, 43 sanàka |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |