|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakanana |
| Fototeny | 2 sakana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fefena: Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany
5 Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona 6 Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra 7 Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy 8 Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 sakanan-takatra |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|