|
|
|
|

Teny iditra1  sakaizam-bilany vy
Singan-teny  2 sakaiza, 3 vilany, 4 vy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a glutton [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 glouton [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12