|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakaiza
Fototeny  2 sakaiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 manasakaiza
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  manakaizà
Fototeny  12 sakaiza
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaiza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 manakaiza, manakaizà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10