|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisakaizana |
| Fototeny | 2 sakaiza |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fifankatiavan' ny mpisakaiza: Sarobidy ny fisakaizana fa matetika maharitra mandramaty
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 friendship, friendly relations
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 amitié, relations amicales
[1.8] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|