| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 saha | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 tany lemaka [Bara]
 [1.78] 4 lohasaha, tany lemaka [Sihanaka] [1.78] 5 lohasaha [Tanala] tanimboly [1.78] 6 Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
7 the country, out of town; an orchard [1.2#536] 8 valley; a field, a garden; the country [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
9 vallée; champ; jardin; la campagne [1.8] | 
| Ohatra | 
10 Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha.
[2.472#172] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Voambolana | 15 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | 
| Mpanahaka | 16 tantsaha | 
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 41 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/3) | 19 saha | 
| Sokajin-teny | 20 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
21 renirano [Taisaka]
 [1.78] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
22 used for renirano [Provincial]
 [1.2#536] | 
| Voambolana | 23 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | 
| Teny iditra (3/3) | 24 saha | 
| Sokajin-teny | 25 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
26 ozona, ompa [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
27 insulte [1.3#557] | 
| Fivaditsoratra | 28 hasa, 29 saha | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |