| Entrée | 1 ozona |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a curse [1.7] |
| Explications en français |
5 malédiction, imprécation [1.8] |
| Exemples |
6 Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany.
[2.471]
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 26 ompa, sahato, sariko, tsitsika |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|