|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ompa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ozona, faniriana ratsy ho an' olona.
4 Teny ratsy atao amin' olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa..
[1.2] 6 abusive or foul language. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mot grossier, propos orduriers ; malédiction.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany.
[2.470]
9 Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [2.996] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 33 ozona |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 35 am-po, ampo, 36 ompa, 37 poma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|