Entrée safotofoto (fotofoto)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny
Toetran' ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/01/05