Entrée fisafotofoto (safotofoto (fotofoto))
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady [1.1]
Explications en français L'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20