Entrée fisafotofotoana (safotofoto (fotofoto))
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao
Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa [1.1]
Explications en français L'embrouillement, l’action de se démener de colère [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20