Entrée misafotofoto (safotofoto (fotofoto))
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely
Mitovy hevitra: mifotofoto ~ mikorokoro
¶ Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity
Mitovy hevitra: mikorokoro ~ misaritaka ~ misavorovoro ~ mivorovoro
¶ Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra
Mitovy hevitra: mifotofoto ~ mikotikotika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise also used for mifotofoto [Richardson 1885]
 to be indisorder; to act in fury [Hallanger 1973]
Définition française être embrouillé; agir en colère [Hallanger 1974]
Morphologie 
misafotofoto
nisafotofoto
hisafotofoto
misafotofotoa
Exemples Manga ny lanitra,ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary. [Andriamalala: Ranomasina, page 17]

Mis à jour le 2020/07/31