| Entrée | 1 rehetra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés |
|
| Explications en malgache |
11 [1.1] Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) |
| Explications en anglais |
12 [1.7] all |
| Explications en français |
13 [1.3#522, 1.8] tous, tout 14 [1.8] cf. avokoa, daholo, samy |
| Exemples |
15 [2.472] Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
16 [2.471] Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: 17 [2.299#8] mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo |
| Synonymes | 18 avokoa, daholo, ijiaby, samy |
| Analogues | 19 daholo, tsy vaky volo, poporohana, na iza na iza, na zovy na zovy, safobemantsina, manontolo, tsy ankanavaka, tsy misy avakavaka, faobe, tsy mifaka |
| Anagrammes | 20 heretra, rehetra |
| Mis à jour le 2025/09/09 |
|