| Entrée | 1 avokoa |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny daholo [1.1] |
| Explications en anglais |
4 all, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo. [1.2] 5 All without exception [1.7] |
| Explications en français |
6 tous, tous sans exception [1.8] |
| Tous les mots composés | 7 izay rehetra aleha maneno sahona avokoa |
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 9 aovoka, 10 avokoa, 11 voakoa |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|