|
|
|
|

Entrée1  rakibolana
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  rakitra, volana
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [1.1] Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy
Explications en français  8  [1.66#861] tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andraiketana ny voanteny ao amin' ny tenim-pirenena iray ka anomezana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpiteny ny isan-teny iditra
Exemples  9  [2.606] Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky.
10  [4.27] Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia "mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy"

Mis à jour le 2025/08/10