Entrée (1/2) | 1 ompana |
Radical | 2 ompa |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be reviled, to be abused. [1.2] 6 to be abused with foul language [1.7] |
Explications en français |
7 à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste [1.3#464] 8 à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [1.8] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 ompana |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [1.1] |
Explications en français |
19 action d'attacher des objets ensemble [1.3#465] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 26 ampo~na, 27 mañapo, 28 mañopa, 29 mpanao, 30 mpanoa, 31 ompana, 32 pañoma |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |