|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ohabolana
Singan-teny  2 ohatra, 3 volana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a proverb [1.2, 1.7]
7 an adage, a trite saying [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 proverbe [1.8]
Ohatra  9  dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48]
Voambolana  10  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  11 fitenenana
Tsanganana sy sary iray takila  12  OHABOLANA
Sary 

Teny iditra (2/2)13  Ohabolana
Singan-teny  14 ohabolana
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  16 Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  17 Proverbs: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18 Proverbes: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  19  Soratra Masina

Fivaditsoratra  20 Ohabolana, ohabolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13