|
|
|
|

Teny iditra1  ny voa tsy hendry: ny azony adala
Singan-teny  2 voa, 3 tsy, 4 hendry, 5 azo, 6 adala
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12