| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 hendry | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 wise, prudent, intelligent [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 intelligent, prudent, sage [1.3#235, 1.8] 6 raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3]  | 
| Ohatra | 
7 Ho sambatra ianareo raha hendry aminy.
[2.643#] 
 8 Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#] 9 Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332#]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 10 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 19 hendry | 
| Sokajin-teny | 20 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
21 Tily, tsikilo [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
22 action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper [1.3#235] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |