| Entrée | 1 mitolona |
| Radical | 2 tolona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1] 5 manao tolona [Tambahoaka] [1.78] |
| Exemples |
6 mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 3 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 12 mifampitolona |
| Analogues | 13 mibeda, mangeja, mangia, mamia, mamihina |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 15 mitolona, 16 tolomina |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|