| Entrée | 1 mamia |
| Radical | 2 fia |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [1.2] |
| Exemples |
6 Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy.
[2.857#]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 mamay, 13 mamia |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|