|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifampitolona
Fototeny  2 tolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 se battre, se saisir avec les bras [1.3]
Tovy hevitra  5 mitolona
Mpanahaka  6  manao balahazo, 7  miady, 8  miambàkana, 9  mifamatraka, 10  mifamira, 11  mifamofoka, 12  mifampionkina, 13  mifampitangazona, 14  mifanakodia, 15  mifanakorofoka, 16  mifanala fihina, 17  mifanao taingim-bozona, 18  mifanao taribaniana, 19  mifandaraboka, 20  mifandatsa-boa, 21  mifandray, 22  mifandrangotra, 23  mifandria-damba, 24  mifandriro-bolo, 25  mifandrirotra, 26  mifandronjina, 27  mifandrozona, 28  mifanenda, 29  mifanongana, 30  mipaka
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 32  mifampitoloña
Fototeny  33 toloña
Sokajin-teny  34  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  35 [Bezanozano] mifamely [1.78]

Fivaditsoratra  mifampitoloña, mifampitolona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/27