Entrée mitokana (tokana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona
¶ Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitokana
nitokana
hitokana
mitona
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée mitokàna (tokana)
Partie du discours impératif du verbe actif mitokana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31