| Entrée | 1 mitandrina |
| Radical | 2 tandrina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to take care of; to look after; to be careful [1.7] |
| Explications en français |
6 prendre soin de, surveiller; avoir soin [1.8] |
| Exemples |
7 Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay.
[2.4]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 12 mikolokolo, manolokolo, mitity, mikarakara, mahavatra, mahakandikandy, mikajy, mikojakoja, miahy, mikononkonona, mitaiza, mitsabo, miambina, miandry, miaro, misoroka, mitsimbina, mitandro, misaingy, mandala |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|