|
|
|
|

Teny iditra1  miaro
Fototeny  2 aro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mialona, miady noho ny fialonana. [Taisaka] [1.78]
5 Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho.
6 Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra.
7 Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto.
8 Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy.
9 Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously.. [1.2]
11 to protect, to defend. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 protéger, défendre. [1.8]
13 protéger. [1.13]
Ohatra  14  Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany. [2.470]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19 miaro vantony
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 amiro, 22 amory, 23 maroy, 24 miaro, 25 miora, 26 miroa, 27 Moria, 28 Orima

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09