| Entrée | 1 manolokolo |
| Radical | 2 kolokolo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to treat with special care, to cherish [1.7] |
| Explications en français |
6 prendre soin de; chérir [1.8] |
| Exemples |
7 Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Synonymes | 12 manakolokolo |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|