|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitaba
Fototeny  2 taba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakorontana.
5 Mihinan-javatra ka miosanosana eo am-pihinanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to take or eat rapaciously by the hand. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Saisir avec avidité, manger goulûment, bouleverser, tracasser. [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mitabà
Fototeny  13 taba
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 atamby, 16 mibata, mibatà, 17 mitabà, mitaba, 18 taimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10