|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 taba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Korontana, fitsako sy fambosibosika eo am-pihinanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de saisir avidement avec la main et de manger goulûment, de remuer, de bouleverser.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 tabà |
| Sokajin-teny | 16 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 asa, lahasa.
[Bezanozano]
[1.78] 18 asa. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a hindrance, an obstacle.
[Provincial]
20 hindered, occupied: Taba aho, I am engaged. [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 mañano tabà |
| Fivaditsoratra | 23 bata, 24 tabà, taba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|