|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misongadina |
| Fototeny | 2 songadina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miavaka tsara, mivongady
5 Voaenda-damba, miboridana [1.1] |
| Ohatra |
6 Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky.
[2.471#31]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 azo tsapain-tanana, 12 hita vatana, 13 miharihary, 14 miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, 15 miharihary ohatra ny vay an-kandrina, 16 mitojanjina, 17 mivaingana, 18 Mivongady, 19 tsy takona afenina, 20 tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona |
| Teny iditra (2/2) | 21 misongadìna |
| Fototeny | 22 songadina |
| Sokajin-teny | 23 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misongadina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 24 misangodina, misangodìna, misongadina, misongadìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24 |
|