| Entrée (1/2) | 1 misakana |
| Radical | 2 sakana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to hinder, to impede [1.7] |
| Explications en français |
6 empêcher, faire obstacle [1.8] |
| Exemples |
7 - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany?
[2.471]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 14 misakàna |
| Radical | 15 sakana |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif misakana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
17 [1.1] |
| Explications en français |
18 [1.3] |
| Anagrammes | 19 kamasina, 20 mañakasy, 21 mañasaky, 22 mañisaka, 23 misakàna, misakana, 24 misanaka |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|