|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sakana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika
4 Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 something placed crosswise, a barrier
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ce qu'on met de travers, barrière
[1.8] |
| Ohatra |
7 Mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445#]
8 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#] 9 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 39 sakana |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
41 tataom-baravarana
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 42 ankasa, sakana, 43 sanàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|