Entrée misaritaka (saritaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko
¶ Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala
¶ Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be in disorder [Hallanger 1973]
Définition française être pêle-mêle [Hallanger 1974]
Morphologie 
misaritaka
nisaritaka
hisaritaka
misaritaha
Exemples Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. [Andraina: Mitaraina, page 34]
Citations 

2013/05/10