|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivorovoro
Fototeny  2 vorovoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro: Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mivorovoro
Fototeny  9 vorovoro
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 tafavory tsy nampoizina. [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12