|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miliba |
| Fototeny | 2 liba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto
5 Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 akanga, 11 angatra, 12 angelingely, 13 be haitraitra, 14 be siasia, 15 manampatra, 16 manampoka aina, 17 manao ny danin' ny kibo, 18 manaram-batana, 19 Manaram-po, 20 manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo, 21 manaram-po ohatra ny kary an' efitra, 22 manjehy ny andro ho lava, 23 miala liana, 24 mianjady, 25 migalabina, 26 migodana, 27 mihary zaka, 28 mihenjy, 29 mikarenjy, 30 tondraka anio manan-jara izay ho ampitso ka ho hitanao, 31 tsy mijery ny lany, 32 tsy mitsapa ny ho farany |
| Teny iditra (2/2) | 33 milibà |
| Fototeny | 34 liba |
| Sokajin-teny | 35 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miliba [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | miliba, milibà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24 |
|