|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifanasa
Fototeny  2 asa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
4 échanger des invitations. [2.47]
Ohatra  5  Ary dia mifanasa sy mifankatia ny vahoaka mandra-pahalany ny hena (La population échange des invitations et des manifestation d'amitié jusqu' à l' épuisement des viandes) [2.48]
6  Fanaon' ireo zanany ny mifamangy sy mifanasa amin' ny sakafo tsara samy amin' ny an' androny avy, ary naniraka hanasa ireo anabaviny telo vavy izy, hiara-mihinana sy misotro aminy. [2.996]
7  Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27]

Teny iditra (2/2)8  mifanasa
Fototeny  9 sasa
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  11 Se laver mutuellement. [Vezo] [1.68]

Fivaditsoratra  12 fañamasy, 13 manasafy, 14 mifanasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12