|
|
|
|

Teny iditra1  miempakempaka
Fototeny  2 empakempaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 miempaka
Mpanahaka  9  mielakelaka, 10  miempaka, 11  miendaka, 12  mihalangalana, 13  mikipaka, 14  mikoannynahiny, 15  miovaka, 16  misendaka, 17  misinda, 18  mitakovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31