| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 misinda | 
| Fototeny | 2sinda | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mibilaka, mivena, misilaka [1.1] | 
| Teny iditra (2/3) | 5 misinda | 
| Fototeny | 6sinda | 
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
8 Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Teny iditra (3/3) | 13 misindà | 
| Fototeny | 14sinda | 
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misinda [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
16 [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
17 [1.3] | 
| Fivaditsoratra | 18 misandy, 19 misindà, misinda | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |