|
|
|
|

Teny iditra1  misendaka
Fototeny  2 sendaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity.
5 Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro.
6 Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12