|
|
|
|

Teny iditra1  miempaka
Fototeny  2 empaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to swell and blister. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être écorché, avoir des ampoules. [1.8]
Ohatra  7  Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Voambolana  11  Fahasalamana
Tovy hevitra  12 miempakempaka
Mpanahaka  13  mielakelaka, 14  miendaka, 15  mihalangalana, 16  mikipaka, 17  mikoannynahiny, 18  miompaka, 19  miovaka, 20  misendaka, 21  misinda, 22  mitakovana
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 mampaike, 25 mampiake, 26 miempaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02