|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibika
Fototeny  2 bika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manombana, mijery bikan' olona na zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to observe, to inspect, to examine minutely, to notice one's appearance or shape. [1.2]
6 to look at oneself in a mirror [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se regarder dans un miroir [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13  mibikà
Fototeny  14 bika
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibika [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 ambiky, mibikà, mibika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21