|
|
|
|

Teny iditra1  bika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia
4 Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana [1.2]
6 a shape, form, figure, appearance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 forme, conformation, mine [1.8]
Ohatra  8  Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131]
9  Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4#7]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  21  label="tandrokomby" run="omby?tv=t" /> Izao re no bikako / izao no tarehikoEndrik' olona izany, bikan' olona izany!

Fivaditsoratra  22 baky, bika, 23 kiba

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26